Tantara mikasika ny Vondronosy Marshall tamin'ny Mey, 2017
Ilay Firenena Feno Rehaka ao Pasifika Miaro ny Tanindrazany Amin'ny Hirampirenen'i Bikini
"Tsy afaka hijanona ela intsony aho — tena marina io /Tsy afaka hiaina ela intsony anaty fandriampahalemana sy fiadanana / Tsy afaka intsony hitsotsotra maka aina eo ambonin'ny lafika sy ny ondako"