· Septambra, 2012

Tantara mikasika ny Fiji tamin'ny Septambra, 2012

Lalao ‘Paralympiques’ : Lasa izao !

  03 Septambra 2012

Hatramin'ny 29 Aogositra ary hatramin'ny 12 Septambra, atleta 4.200 avy aminà firenena 166 no mandray anjara amin'ny andiany faha-14 amin'ny lalao 'paralympiques' ao Londona ary hifanandrina anaty taranja roapolo. Tantara miavaka amin'ny mahazatra no zarain'i Anna Guèye.