· Janoary, 2009

Tantara mikasika ny Fiji tamin'ny Janoary, 2009

Tondra-drano any Fiji : “Safotra ny tanàna”

  16 Janoary 2009

Nanomboka avy ny orana tany Fiji ny alarobia 7 janoary ary tsy nijanona izany raha tsy tafahoatra ny herinandro. Izay no izy – ary tsy mbola milamina izahay — olona valo no maty (olona telo no tsy hita popoka), manakaiky ny 10 000 ny olona rava trano omena fialofana ary...