Tantara mikasika ny Samoa Amerikana tamin'ny Oktobra, 2009
Azia sy Oseania: Lahatsarin'ny vokatry ny loza voajanahary
tondra-drano Tao anatin'ny herinandro monja dia horohorontany, tsunami ary rivodoza isan-karazany no nandòna ny firenena maro any Ôseania, Azia atsinanana sy Azia atsimo atsinanana. Tany amin'ny lahatsoratry ny Global Voices (teny anglisy) tany aloha tany no efa nampahalala antsika tamin'izay nitranga tany Thailandy, Kambodza, Laos, Philippines, ary Vietnam tamin'izay nafitsoky...