Tantara mikasika ny Amerika Avaratra

Noroahan’i Serbie ny “neo-Nazi” Amerikanina iray rehefa navoakan’ny vohikala mpanadihady Bellingcat ny misy azy

  26 Febroary 2021

Queens, New York native Robert Rondo bragged about helping local neo-Nazis restore Serbian nationalist graffiti that had been defaced by anti-fascist activists. Mirehareha i Robert Rondo, teraka tao Queens (New York) fa nanampy ireo “neo-Nazis” ao an-toerana namerina ny soratsoratra izay novain’ireo mpiady amin’ny fanavakavahana ao an-toerana.

Kiobà, Etazonia: Manitatra ny sampan'oliva ?

  07 Janoary 2021

Nanambara fanovana lehibe tamin'ny politikan'i Etazonia sasany ny fitondran'i Obama, natao “hanoloran-tanana ny vahoaka Kiobana hanohanana ny fanirian'izy ireo hamaritra malalaka ny hoavin'ny fireneny.” Na dia nanala ny famerana tamin'ny fivezivezena sy ny fandefasana vola aza ny fiovan'ny politika ary nanokatra làlana ho an'ny fanatsarana ny fifandraisan-davitra bebe kokoa tao amin'ny nosy dia misy ny bilaogera sasany manahy fa tsy lasa lavitra loatra io fepetra io....