Tantara mikasika ny Amerika Avaratra tamin'ny Avrily, 2018
Fifidianana Amerikana. Maneho Hevitra Izao Tontolo Izao.
Ry mpankafy vaovao politika, henoy! Bilaogy momba ny fifidianana Amerikana ao amin'ny Global Voices, Voices without Votes miasa tsy an-kiato mba hanome anao tsy tapaka momba ireo fanehoan-kevitra manerana izao tontolo izao.
Manoratra Bilaogy Any An-tsesitany
Mety antony hafa no mahatonga ny olona hanao sesitany ny tenany fa tsy ny fanaovana bilaogy irery ihany.
Inona no Novakian'ny Mpamakin'ny Global Voices Tamin'ny Herinandron'ny 2-8 Avrily 2018?
Nahasintona mpamaky avy amin'ny firenena miisa 2009 ny tantara sy ny fandikatsoratray nandritra ny herinandron'ny 2-8 Avrily 2018. Laharana faha-53 ao amin'ny lisitra? Thailandy. Ary ny laharana 182? São Tomé & Príncipe.
Amerikana Manao Fangatahana Ara-Pitsarana Ao Shina
Nivoaka vaovao i Julie Harms, Amerikanina nahazo diplaoma tao Harvard satria iray na vitsy, na angamba vahiny voalohany mpanao fangatahana ara-pitsarana tany Shina izy. Ny tranga nisy azy dia fitarainana amin'ny governemanta satria nogadraina noho ny fiampangana izay nolazainy fa tsy marina ny fofombadiny
Tontolo Iainana: Ireo Fanambin'i Shina miala amin'ny Loto ka hatrany amin'ny Tafiodrivotra Mahery
Mandinika ilay fitenenana milaza fa ny fomba fiainan'ny sarangan'olona ambony ao andrefana dia miaraka amin'ny tontolo madio i Dale Wen rehefa nanoratra tao amin'ny China Dialogue; nanamarika fa mila mandinika ny maodelim-pandrosoany i Shina.
Meksika: Ny Fifindra-monin'ny Lolo Mpanjakatokana
Teo amin'i Meksika, avaratr'i Etazonia ary Canada, nahagaga ny mponina sy ny mpizahatany ny fifindra-monin'ny lolo mpanjakatokana hatry ny fahagola, ary nanana anjara toerana lehibe tamin'ny fomba nentim-paharazana tany an-toerana.
Inona Ny Novakian'ny Mpamakin'ny Global Voices Tamin'ny Herinandron'ny 26 Marsa-1 Avrily?
Nandritra ny herinandron'ny 26 marsa-1 avrily ny tantara sy ny fandikan-tsoratra izahay nahazo mpamaky avy amin'ny firenena miisa 215. Laharana faha-68 ao amin'ny lisitra El Salvador. Ary ny laharana faha-20? Tanzania.