Tantara mikasika ny Yemen

Yemen: I Gaza sy Ny Renibeko ary ny Labozia

  20 Desambra 2018

Miresaka momba ny nampianaran'ny renibeny tia karokaroka azy ireo ny lanjan'ny labozia tanatin'ny fotoana tena nilàn-dry zareo azy i Maysaa Shuja. I Allah anie hampandry am-piadanana ny fanahin'ny renibeny.

Na eo aza ireo Sakana Rehetra, Faly koa i Yemen!

  15 Novambra 2018

Navadika ho anaty tontolo Yemenita ilay hira Happy malaza an'i Pharrell William, mampiseho ny fahaiza-mamorona sy ny talentan'ireo tanora Yemenita, ny fanahin-dry zareo mijery foana ny lafitsaran-javatra ary ny hanihaniny.

Masoarabo: Afovoany Atsinanana “an-tsary”

  14 Novambra 2018

Tsy misy zavatra sarotra atrehina ankoatra ny fahaverezana namana akaiky sy ny manjoa ilay bilaogera monina ao Ejypta, Maryanne Stroud Gabbani, raha nanao veloma farany ho an'ny soavaliny Blue Boy ao amin'ireto sary ireto izy.