· Marsa, 2012

Tantara mikasika ny Syria tamin'ny Marsa, 2012

Tany: Diabe Manerantany Manohitra ny Mpanao Didy Jadona Syriana

  03 Marsa 2012

Ny 15 marsa ny fanamarihana ny tsingerintaonan'ny revolisiona Syriana. Misy ny fandraisana an-tanana miantso Diabe Manerantany ho an'i Syria mikendry ny hahazo olona avy amin'ny lafivalon'ny tany hidina an-dalambe amin'ny 15,16 ary 17 Marsa ho fanohanana ny tolon'ny vahoaka Syriana. Toy izao ny antsipiriany.