· Aogositra, 2018

Tantara mikasika ny Afrika Avaratra sy Afovoany Atsinanana tamin'ny Aogositra, 2018

Tonizia: Savalalana momba ny bilaogy toniziana

  04 Aogositra 2018

Ny "Tontolon'ny bilaogy Toniziana" dia vondron'olona mpampiasa aterineto sy bilaogera mahafatra-po na dia tsy betsaka tahaka ny ao amin'ireo firenena mpifanolo-bodirindrina tahaka an'i Maraoka aza ny isan'izy ireo. Amin'ity lahatsoratra ity aho hampahafantra anao ny sasany amin'izy ireo.