· Desambra, 2018

Tantara mikasika ny Afrika Avaratra sy Afovoany Atsinanana tamin'ny Desambra, 2018

Bilaogera an-jatony no nanohana ireo mpianatra nogadraina tany Iran

  13 Desambra 2018

(Marihina fa tamin'ny volana Aogositra 2007 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Nanomboka hetsika mba hahatsiarovana sy hisarihana ny saina momba ireo mpianatry ny oniversite marobe nosamborina nandritra ny volana vitsivitsy, anisan'izany ireo mpianatra miisa telo izay mbola any am-ponja ireo vondrona bilaogera Iraniana. Ny hanomezana anarana vaovao ny bilaogy maro...

Antsafa nifanaovana tamin'i Sherwin Noorian, mpiara-manorina ny Farsi Tube

  13 Desambra 2018

(Marihina fa tamin'ny volana Martsa 2007 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Farsi Tube na You Tube Iraniana izay natomboka tany Etazonia tamin'ny faran'ny taona (2006), dia nahasarika mpitsidika miisa 3.000 isan'andro, hoy ny mpiara-manorina azy, Sherwin Noorian. Amin'ny andavan'andro dia mety  hitombo 7.000 ny isan'ny mpitsidika  izay tonga hijery ny...

Ny mpitondra fivavahana Iraniana sy ny famahanana bilaogy: Lasa virtoaly Ayatollah

  13 Desambra 2018

(Marihina fa tamin'ny volana Oktobra 2005 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Mpitondra fivavahana Iraniana marobe no mibilaogy sy mizara ny heviny, ny finoany ary ny fiainany andavanandro amin'ny aterineto. Mahavariana fa mila bilaogy mba hanehoany ny heviny ireo mpitondra fivavahana izay mifehy ara-bakiteny ny zava-drehetra ao amin'ny firenena Misy mpitondra...

Serbia: Misafidy, na i Tadic na i Nikolic

  12 Desambra 2018

Bilaogera Serba maro no manohana an'i Tadic sy ny fifandraisana akaiky kokoa eo amin'i Serbia sy ny Firaisambe Eoropeana, ary manohitra ny politika nasionalistan'i Nikolic. Ny sasany kosa anefa diso fanantenana amin'ny politikan'i Tadic nandritra ny fitondrany teo aloha ary mino fa nampahery ireo radikaly izany.

MENA: Tsy Hijab izany!

  12 Desambra 2018

Amin'ity Ramadan ity, dia natomboka ny fanentanana marobe mandrisika ny vehivavy hitafy, na hanitsy ny fomba fitafitian'izy ireo hijab. Niteraka resadresaka teo amin'ny bilaogera ny fanentanana roa tahaka izany tao Iran sy Palestina.