· Novambra, 2017

Tantara mikasika ny Afrika Avaratra sy Afovoany Atsinanana tamin'ny Novambra, 2017

Ejypta: Fahombiazana

Tsy teny siantifika fotsiny ampiasain'ny Injeniera Mekanika ny teny hoe fahombiazana . Nanapa-kevitra hampihatra izany eo anivon'ny fiarahamonina ihany koa ilay Ejiptiana bilaogera Ahmed Tharwat (Ya Marakby).

19 Novambra 2017

Iran: Krizy Nokleary, Antenina TV Zanabolana Vaky & Mpianatra Nogadraina

Araka ny filazan'ny fampahalalam-baovao, nanome ny valinteniny ofisialy tamin'ny fangatahan'ny firenena matanjaka manerantany mba hampiato ny  fampitomboany ny oranioma ho takalon'ny fonosam-bola i Iran. Mbola miresaka momba ny krizy nokleary Iraniana sy ny vokatr'izany ny fampahalalam-baovao sy ny bilaogera manerantany. Andeha hojerentsika ireo bilaogy Iraniana vitsivitsy:

17 Novambra 2017

Iran : Andiana Tafiodrivotra Nifanesisesy

Tato anatin'ny herinandro vitsivitsy, maro ireo tanàndehibe Iraniana any atsimo sy atsimo-atsinanan'ny firenena no nandalovan'ny tafiodrivotra maromaro. Bilaogera Iraniana maro no nitsikera ny fampahalalam-baovao Iraniana noho ny tsy fitaterany azy ireo ka dia namoaka ny lahatsary sy sary antserasera maromaro izy ireo.

16 Novambra 2017