· Janoary, 2008

Tantara mikasika ny Afrika Avaratra sy Afovoany Atsinanana tamin'ny Janoary, 2008

Afghanistan: ny tsimok'aretin'i Rambo

  17 Janoary 2008

Abu Muqawama no nitati-baovao momba ny“the Rambo Syndrom” na ny tsimok'aretin'i Rambô.Nosoratan'ny mpamaham-bolongana ary fa ny gazety New York Times no namoaka lahatsoratra mitanisa ny herisetra maro ataon'ireo menavazan'ny ady tany Iràka sy Afghanistan.

Bahrain : nandihindihy ho’aho i George W

  16 Janoary 2008

Niserana tao Bahrain i George Bush nanditra ny fitetezam-paritra nataony tao azia andrefana, io no fitsidihana voalohany nataona filoha US tao amin’ny firenena. Misy azo antenaina hoy Mahmood: Bush is coming to town. He’ll probably fly in on a helicopter from some big tub floating in the Gulf, that the...

Maraoka: Diso lalana i Casablanca

  16 Janoary 2008

“isaky ny mitsidika an’i Casablanca aho, isan-taona na indroa isan-taona, dia hitako mihamitotongana amin’ny lafiny maro ny tanàna. Raha mihamaitso, mirindra , ary azo antoka kokoa ny tanàn-dehibe manerantany, dia ny mifanohitra amin’izany kosa no hita any Casablanca” Hoy ny nosoratan’ny Mpamaham-bolongana Maraokana Adilski.

Iran: Ny olo-masina Ahmadinejad

  16 Janoary 2008

Kamangir no mitantara fa, araka ny vaovao nampitain’ny vohikala vaovao iray any Iran, Aftab fa, “andro vitsivitsy lasa izay dia nilahatra tao amin’ny Lapan’ny Parlemanta ny mpikambana ao mba hiarahaba ny filoha Iraniana Mahmoud Ahmadinejad. Ny sasany amin’ireo mpikambana parlemantera izay tsy mbola nahita azy hatramin’ny niverenany tamin’ny [Hajii pilgrimage]...

Jordania: Ny fanohanana an'i Hilary

  15 Janoary 2008

Nasehon'ilay Jordaniana Natasha Tynes ny hagagany nahita ny famoahan-kevitra namalian'ny hafa azy (fahatezerana sy fahasosorana) noho ny fanohanany an'i Hilary Clinton tao amin'ny lahatsorany.

Maraoka: Sisan-taolana 300 000 000 taona hita

  15 Janoary 2008

Nisy manampahaizana (mpikaroka) telo nahita sisan-taolana kankana (karazam-biby tsy mandady tongotra efatra) 300 000 000 taona tao atsimon'ny tanànan'i Zagora, Maraoka, hoy ny tatitry The View from Fez.

Ejipta: Britney Spears sy ny finoana Islamo

  15 Janoary 2008

Hanaraka ny finoana Islamo hoe ilay mpihira fanta-daza (heverina ho misy olana momba ny tenany) Britney Spears? Ilay Ejipsiana Sandmonkey no manazava momba izany ato. Voasoratra ao moa fa misy silamo miara-mivoaka aminy efa roa herinandro izay ka noho ny fitiavany io rangahy io dia te-hanambady azy io izy ary...

Libanona : “Ireo zanakisoa telo”

  14 Janoary 2008

Ms Leventine, any Libanona dia mindrana ilay angano fanta-daza “Ireo zanakisoa telo” mba hanambarana amintsika izay fomba fahitany ny toe-draharaha any Libanona ankehitriny : Once upon a time, there were three mighty little pigs called Sami, Hani and Rami. They lived in a big, beautiful forest. The water was abundant,...

Egypta : Boky avy amin'ny Blaogy

  14 Janoary 2008

Fantsona tsotra fampahalalam-baovao ny blaogy, ary izay atolony dia mety ho (zavatra samihafa toy ny) vaovao, tatitra, famoaboasana raharaha pôlitika, na sary. Misy koa ireo mpiblaogy izay mizara ny fandinihany, tantara fohy, ary poezia ao amin'ny blaoginy. Any Egypta ankehitriny, amin'izao ankatoky ny hisokafan'ny “Fampiratiana natokana hoan'ny boky” any Le...