· Novambra, 2007

Tantara mikasika ny Afrika Avaratra sy Afovoany Atsinanana tamin'ny Novambra, 2007

Jordana : Mpiblaogy Aostraliana mahatratra 108 taona

  02 Novambra 2007

Nisarika ny saintsika rehetra ny i Ola Eliwat avy any Jordania mba hamantatra fa mbola mampiditra bolongana (mibilaogy) ihany ny Olive Riley (izay vehivavy tompoko!) avy any Aostralia na dia efa mahatratra 108 be izao aza ny taonany! Tsy mampino ny maheno izany taona izany! Ary ianao io moa mba...

Arabia Saodìta : Mariazy misy fe-potoana fohy

  01 Novambra 2007

Ny mpiblaogy Fayyad dia manazava ao amin'ny blaogy Kabobfest ny atao hoe « mariazy misy fe-potoana fohy » izay tanterahin'ireo lehilahy Saodiana, rehefa mandeha any am-pakan-drivotra ivelan'ny fireneny ry zareo mandritra ny fotoana fialan-tsasatra mandritra ny fahavaratra. « Ironically, such temporary marriage contracts, some of which known as Mut’a or...