Tantara mikasika ny Afrika Avaratra sy Afovoany Atsinanana tamin'ny Mey, 2019
Torkia: Nosakanana ny Dailymotion
Nosakanana tany Torkia tamin'ny 2 Aogositra 2008 ny fidirana ao amin'ny tranonkala fizarana lahatsary frantsay Dailymotion.com. Araka ny filazan'ny Erkan Saka, bilaogera monina any Istanbul, "tsy nisy fanazavana ny fanapahan-kevitra handràra ny tranonkala."
Nalaina an-keriny ilay bilaogera Syriana Roukana
Vaovao farany: Naharay antso avy amin'i Rokana Hamour izahay ny alina lasa teo (26 Oktobra). Salama izy. Nohadihadian'ny sampan-draharahan'ny fiarovana Syriana momba ny fanehoan-kevitra nataony tao amin'ny bilaoginy izy. Navotsotra i Rokana ora telo taty aoriana.
Ny resahan'ny bilaogy maraokana desambra 2007
Na dia "lamaody" vaovao aza ny fitorahana blaogy any Maraoka, dia miely haingana be eo amin'ny Maraokana avy amin'ny sokajin-taona rehetra sy ny hetsika samihafa izany. Manana dokotera, ny politika, mpianatra, antrôpôlôjista, .. sns ianao.
Syria: miha-maro ireo lasibatry ny famoretana antserasera
Manambara ny tatitra vaovao navoakan'ny Human Rights Watch fa olona roa no nogadraina mangina any amin'ny toerana tsy fantatra ao Syria. Nosamborin'ny Sampam-pitsikilovana miaramila Syriana tamin'ny volana jona 2007 i Karim 'Arbaji (29 taona) sy Tarek Biasi (22taona) noho ny fanehoan-kevitra antserasera mitsikera ny governemanta Syriana.
Ny Tontolon'ny Blaogy Siriana Tao anatin'ny Herinandro
Samy nanana ireo lohahevitra maro mahaliana noresahiny indray ireo blaogera tao anatin'ny tontolon'ny bilaogy Siriana tamin'ity herinandro ity.
Afrika Andrefana: Ireo anganongano ara-tantara efatra momba an'i Kamerona
Manomboka amin'ny fanamarihana momba ny literatiora ny fitsidihana bilaogy amin'ity herinandro ity, miaraka amin'ny fanadihadian'ny Voice in the Desert momba ny The Door of No Return - boky natao ho an'ny ankizy:
Syria: Nosakanana ny Blogspot? Inona no atao manaraka?
Araka ny tatitra farany avy any Syria, dia toa voalaza fa nakaton'ireo mpamatsy tolotra aterineto Syriana rehetra ny sehatra Blogger an'ny Google, izay mampiantrano ny bilaogy malaza blogspot.com. Nakaton'i Syria imbetsaka ny fidirana ao amin'ny Blogspot.
Eo am-pitendrena i Torkia…. Miresaka sakafo sy ireo mpianatra any Etazonia
Herinandro mangingina tao amin'ny tontolon'ny bilaogy Tiorka, nangina ireo bilaogera sasany ankafiziko tahaka an'i Turkish Torque sy Talk Turkey. Na izany aza, navitrika tsy nisy toy izany i Mavi Boncuk sy Erkan ao amin'ny Field Diary.
Taridia fibilaogina tsy mitonona anarana efa misy amin'ny teny Arabo
Efa misy amin'ny teny Arabo ankehitriny ny The Anonymous Blogging with Wordpress and Tor (Fibilaogina tsy mitonona anarana miaraka amin'ny Wordpress sy Tor) noho ny dikan-teny avy amin'i Yazan Badran sy Mohammad Al abdallah.
AB14: “Tsy tokony hieritreritra isika fa hamaha izay olantsika rehetra ny teknolojia”
Nifantoka tamin'ny paikadin'ny fikarohana ny fiarovana amin'ny sivana sy ny fanaraha-maso ny fivoriana sy amin'ny fiarovana ny fifamatorana iombonana eo amin'ny toerana ahatsapana toa voasaratsaraka bebe kokoa hatrany isan'andro.