· Febroary, 2019

Tantara mikasika ny Afrika Avaratra sy Afovoany Atsinanana tamin'ny Febroary, 2019

Iran: Tohidloo, nosamborina ilay bilaogera reformista

GV Mpisolovava  23 Febroary 2019

(Marihina fa tamin'ny volana Jona 2009 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Nosamborina i Somayeh Tohidloo, vehivavy bilaogera reformista. Satria nihamitombo ny hetsi-panoherana nanohitra ny voka-pifidianana filoham-pirenena Iraniana dia nosamborin'ny manampahefana Iraniana ireo mpikatroka politika maromaro. Vao avy nanatontosa antsafa tamin'ny Aterineto izy sy ireo bilaogera roa niaraka tamin'ny filoha teo...

Voasivana ny tranonkala Fararu ao Iran

GV Mpisolovava  22 Febroary 2019

Nanambara [fa] ny tranonkalam-baovao Fararu ao Iran androany fa nosivanin'ny manampahefana Iraniana ny tranonkala. Tsy nahazo vaovao momba ny anton'ny sivana ireo mpitantana ny Fararu.

Koety: Mandria Am-piadanana ry Ahmad AlRubi'e

  21 Febroary 2019

Mitomany ny fahalasanan'ilay avara-pianarana mpitarika sady mpanao politika, Dr Ahmad AlRubi'e, ireo bilaogera Koetiana. Maro ireo bilaogera namoaka fiaraha-miory tamin'ny fianakaviany tao ami'ny bilaogin-dry zareo ary ny sasany tamin'ireo nanoratra tamim-pirehetampo fatratra momba ny fifandraisan-dry zareo taminy. I Abdullatif AlOmar no mitondra ny tantara amintsika.

Iran: Bilaogera reformista sy mpikatroka voasambotra

GV Mpisolovava  20 Febroary 2019

Raha mbola nanohy ny hetsiny ireo mpanao fihetsiketsehana nanerana an'i Iran nanohitra ny valim-pifidianana filoham-pirenena ny volana 12 Jona 2009 dia nosamborin'ny manampahefana Iraniana ireo mpikatroka an-jatony, anisan'izany ireo bilaogera.