· Avrily, 2018

Tantara mikasika ny Afrika Avaratra sy Afovoany Atsinanana tamin'ny Avrily, 2018

Arabeyes: Alahelo An'i Bhutto

  19 Avrily 2018

2007 - Tamim-pihetseham-po no nandraisan'ny tao Afovoany Atsinanana ny vaovao momba ny fahafatesan'ny Praiminisitra Benazir Bhutto. Tamim-pitandremana, fahatairana, fahatezerana ary fanekena ny tsy fisian'ny fanantenana ho an'ny taranak'olombelona no nanehoan'ireo bilaogera ny heviny.

Egypta: Nogadraina Indray Ireo Bilaogera … Ary Navotsotra 

  19 Avrily 2018

(Marihina fa tamin'ny 4 Aprily 2007 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy) Amin'ny toe-javatra izay lasa mahazatra ankehitriny, bilaogera Egyptiana malaza miisa roa, niaraka tamin'ny mpisolovava iray mpiaro ny zon'olombelona no notazomina am-ponja ary navotsotra avy eo. Bilaogera iray hafa ihany koa no nantsoina an-telefaonina mba ho tonga tany amin'ny...