Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Marsa, 2017

Tantara mikasika ny Afrika Avaratra sy Afovoany Atsinanana tamin'ny Marsa, 2017

Tonga Any Angola Ny Fanadiovan'i Erdogan

Lazain'ireo mpanakiana fa ny Filoha tiorka Recep Tayyip Erdogan no nibaiko ny hetsika famoretana nataon'ny polisy tamin'ny sekoly iraisampirenena iray tsy miankina tao Angola.

Nampanantena Ny Hamaha Ny Fandrarana Ny Firesahan'Ireo Mpiasam-panjakana Amin'ny Fampitam-baovao Ny  Governemanta Toniziana

Nampiato ny torolàlana izay mandrara ireo mpiasam-panjakana tsy hiresaka amin'ny gazety tsy nahazoana alàlana avy amin'ny lehibeny ny governemanta.

Miady ny Ady Tsara: Mihantsy ilay Didim-panjakana Navoakan'i Trump Ireo Mpiaro ny Zon'ny Mpifindramonina

Any amin'ireo seranam-piaramanidina sy biraon'ny mpisolovava manerana an'i Etazonia, nahita kianja iraisany ireo mpisolovava sy mpikatroka mafàna fo eny ifotony, hiarahany mitolona manohitra ny didim-panjakàna momba ny fifindràmonina navoakan'ny Filoha Trump .