Tantara mikasika ny Afrika Avaratra sy Afovoany Atsinanana tamin'ny Jona, 2016
Tsarovana Ao amin'ny Media Sosialy Ilay Mpihira Iraniana Habib Mohebian
"Na dia maty aza ny mpanakanto, velona ny zava-kantony.."
Voahodidin'ny Korontan-trano Rava, Naato Ny Nofinofin'ity Mpivarotra Voninkazo Ao Syria Ity
"Rehefa tapitra ny ady, maniry ny hiverina aho mba hanohy ny nofinofiko."
Andiany Voalohany Amin'ny Fetibe (FABY) Iraisan'ireo Afrikana Mpanoratra Bilaogy Sy Mpikirakira Youtube Ao Dakar, Senegaly
Nampiranty ny talentany sy ny fahaizamanaony nandritry ny andro roa ireo andianà bilaogera sy mpikirakira Youtube 36 avy aty Afrika, niaraka tamin'ireo mpisehatra erantany nofantenana avy amin'ny tontolo dizitaly Afrikàna
Ny Herinandro Tato Amin'ny Global Voices Podcast: Maherifo Tsy Fantatra
Tamin'ity Herinandro ity isika nitodi-doha tany Bosnia sy Herzegovina, Japan, Myanmar, Brezila ary Syria.
Famadihan-Tanindrazana Ny Fandrindram-Piterahana, Hoy ny Filohan'i Torkia
Vita ny resaka fanalan-jaza, fandrindram-piterahana sy fandrindram-pianakaviana indray izao. Ny manaraka: impiry isak'alina ny miozolomana no afaka manao firaisana, inch'Allah.