· Avrily, 2011

Tantara mikasika ny Afrika Avaratra sy Afovoany Atsinanana tamin'ny Avrily, 2011

Ejipta: Nampianatra Antsika Ny Fomba Hikomiana i Gene Sharp!

  27 Avrily 2011

Ny Febroary lasa teo, Sheryl Stolberg ao amin'ny The New York Times dia nanoratra lahatsoratra momba ilay mpampianatra siansa politika, Gene Sharp, izay nolazainy fa ny hevitr'io mpampianatra io no nitarika nofinofim-pitakiam-piovàna Ejiptiana, tahaka ireo fikomiana maro hafa tany amin'ny faritra.Namaly izany filazana izany ireo mpampiasa aterineto Ejiptiana miaraka amin'ny tenifototra ao amin'ny Twitter.

Yemen: Iray Maty, Maro no Naratra Tamin'ireo Hetsika Tao Taiz

  27 Avrily 2011

Anjatony maro ireo mpanao fihetsiketsehana nidina an-dalambe tao Taiz, Yemen, androany, nangataka ny hialàn'ny fitondran'i Ali Abdullah Saleh. Araka ny tatitry ny Yemen Post, mpanao fihetsiketsehana iray no maty ary efatra no naratra noho ny tifitra tamin'ny bala tena izy rehefa nanafika ireo mpanao fihetsiketsehana ny tafika repoblikana.

Yemen: Fihetsiketsehana Mahery Vaika Tamin'ny “Zoma Ala-nenina Farany”

  23 Avrily 2011

Mpanao fihetsiketsehana an-tapitrisany no nameno ny kianjan'ny  Sanaa sy i Taiz, mba hitaky ny fialan'ny fitondrana  Ali Abdulla Saleh. Izay nantsoina hoe  Zoma ala-nenina farany , vonona ny hanongana an'i  Saleh izy ireo, izay nitondra an'i Yemen nandritra ny  32 taona. Nanamarika ny fanohanana feno ny fihetsiketsehana lehibe androany ny...

Syria: Tadiavin'ny Vahoaka Ny Hialàn'ny Fitondràna

  23 Avrily 2011

Syria is heating up this Friday, with news of fresh protests in many provinces, and more violence as the regime tries to crackdown on the unrest, which started on March 15. Netizens keep us updated on Twitter and YouTube.

Tetikasa “Exploring Taboos”, diaben'ny vehivavy an-tapitrisa

Rising Voices  23 Avrily 2011

Noraiketin'ireo gazety malaza ary koa ny vaovao an'olo-tsotra an-tantara ireo zava-niseho nandritra ny revolisiona Ejyptiana, ka nitodika tany amin'ny fampandrosoana izay niteraka ny fionganan'i Hosni Moubarak tamin'ny 11 febroary 2011 avokoa ny mason'izao tontolo izao. Niara nifarimbona ireo bilaogera na ireo mpira-miasa isan-karazany tamin'ny tetikasa Rising Voices tao Ejypta mba hilazalaza...

Ejipta: “Tena mampalahelo ahy tokoa i Mobarak”

  21 Avrily 2011

Anisan'ireo lahatsoratra manokana momna ny fanoherana tany Ejipta 2011 ity . Hatramin'ny nivoahan'ny vaovao tamin'ny herinandro lasa fa ny filoha teo aloha Hosni Mubarak sy ny zanany roalahy Alaa sy Gamal El-Din no  nosamborina sy ampiakarina fitsarana, ilay blaogera sady mpitolona Hany George, nilaza fa niresaka tamin'ny olona maro izy ka malahelo...

Syria: Mahataona an'Aliny Ny Hetsi-Panoherana ao Homs (Lahatsary)

  21 Avrily 2011

Na teo aza ny famoretana, nitohy ihany ny hetsi-panoherana tao Syiria, miaraka aminà lahatsary tsy voaisa intsony mivoaka any amin'ny aterineto maneho mpanao fihetsiletsehana an'aliny mangataka ny hifaranan'ny fitondranìi Assad. Inty ny fantina lahatsary avy any Homs.

Palestina : Fakàna ankeriny ilay mpitolona italiana tao Gaza

  20 Avrily 2011

Navaozina ny Zoma 15 aprily : Notaterin'ireo fampahalalam-baovao isan-karazany maneran-tany fa hita tao amin'ny faritr'i Gaza ny nofo mangatsiakan'i Vittorio Arrigoni ora vitsy taorian'ny nakana azy an-keriny ny Alakamisy 14 aprily 2011. * * * Naka ankeriny an'i Vittorio Arrigon mpitolona pasifista Italiana tao Gaza ny vondrona Djihad islamika , nanamafy ireto farany...

Syria: Lalàna Amin'ny Tany Misahotaka Naato,Mitohy Hatrany Kosa Ny Hetsi-Panoherana

  20 Avrily 2011

Tany Syria, nifamahofaho be ihany ny fandraisana ny fanambaràna nataon'ny Filoha Bashar Al-Assad androany nilazany ny fiafaràn'ny fepetra fanao amin'ny tany misahotaka izay efa nihatra teo amin'ny firenena hatramin'ny 1963. Nandalo herinandro maro nisianà hetsi-panoherana ny firenena, ary maro tamin'ireny no nisedra herisetra mahafaty avy tamin'ny mpitandro filaminana ofisialy.