· Jona, 2010

Tantara mikasika ny Afrika Avaratra sy Afovoany Atsinanana tamin'ny Jona, 2010

Maraoka: Misy olona mitovy sata kokoa

  04 Jona 2010

Mitovy sata daholo ny maraokana rehetra, fa misy ny Maraokana mitovy sata kokoa amin'ny hafa, raha nanoratra ilay mpitoraka bilaogy maraokana Jamal Elabiad. Niafara tamin'io famintinana io izy taorian'ny resaka kolikoly nahavoarohirohy olona ambony ao amin'ny fitondrana iray sy ny nisamborana ny zanany lahy. Toy izao no fitantaran'ilay mpitoraka bilaogy ny...

Emirà Arabo mitambatra: nahita rameva

Raha miteny amin'olona ianao fa mipetraka any amin'ny helodrano Arabika , dia zavatra roa no tonga ao an-tsain'izy ireo – ny solika sy ireo rameva. Noora Nasrallah, izay mi-tweet amin'ny solon'anarana PurpleNano, milazalaza ny fifanenany tamina rameva tany UAE ao amin'ireo tweets mitohitohy anio. Ao amin'ny tweet-ny voalohany, dia miteny...

MENA: Mila misafidy i Israely

  03 Jona 2010

Avy any ankavia, havanana, afovoany, mirarak'ompana ny fanamelohana taorian'ny fanafihan'i Israely ny sambo Tiorka nizotra ho any Gaza mba hanatotra fanampiana noho ny maha-olona no sady handrava ny fahirano atao amin'ny Palestiniana. Ao amin'ny  Twitter, i Queen Noor Al Hussein avy any Jordan dia ni-tweet: Fotoana izao hisafidianan'i Israely na...