Tantara mikasika ny Libanona

MENA: Tsy Hijab izany!

  12 Desambra 2018

Amin'ity Ramadan ity, dia natomboka ny fanentanana marobe mandrisika ny vehivavy hitafy, na hanitsy ny fomba fitafitian'izy ireo hijab. Niteraka resadresaka teo amin'ny bilaogera ny fanentanana roa tahaka izany tao Iran sy Palestina.

Masoarabo: Mahafatifaty ny vehivavy Ejypsiana

  04 Desambra 2018

Fivarotan-tena, famorana ny vehivavy ary ny fiarahan'ny vavy samy vavy dia tsy zava-dratsy ferana ho an'ny vehivavy Ejypsiana, hoy ilay bilaogera Ejypsiana Tamr Heneh, tamin'ny taratasy misokatra ho an'ilay mpanolotra fandaharana, Dr Hala Sarhan.

Fitsidihana ny bilaogy manerantany Talata

  30 Novambra 2018

Mahmood of Mahmood's Den manambara fa tsy ny handray ny torolàlana avy amin'ny Reporters sans frontières ho an'ny aterineto maimaim-poana ihany no ataony fa handika izany amin'ny teny arabo koa izy, ary handefa azy ireo any amin'ny mpikambana ao amin'ny parlemanta.

Tonizia Mibilaogy: Novambra mahafinaritra

  22 Novambra 2018

Mankalaza ny faha 19 taonan'ny "Fanovana ny 7 novambra" (1987) izay nitondra ny filoha Ben Ali teo amin'ny fahefana tao anatin'ny fanonganam-panjakana mihoso-drà nihatra tamin'i Habib Bourquiba, izay nanjaka nandritra ny 30 taona