Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Tantara mikasika ny Libanona

Libanona: Fitsidihan'i Norman Finkelstein

Miarahaba an'i Norman Finkelstein, izay nitsidika an'i Libanona vao haingana ilay bilaogera Libaney Ali Hammoud.

Kihon-dalana lehibe, nilaza ny tribonaly miaramila Libaney fa tsy heloka bevava ny fahapelahana

Namoaka didy ny fitsarana miaramila Libaney fa tsy heloka bevava ny fahapelahana ary nandà tsy hanenjika ireo olona efatra voampanga tamin'ilay 'heloka'. Saingy nitondra ny raharaha tany amin'ny fitsarana ambony indray ny tafika mba hiampanga azy ireo

Ireo Syriana mialokaloka ao Libanona miatrika tafiotran-dranomandry mahery vaika sy fepetra tsy manaja ny mahaolona any an-toby

"Marary ny olona. Feno rano na aiza na aiza. Tsy afa-matory izahay amin'ny alina. Efa toy izany telo andro izay. Mipetraka izahay amin'ny alina, manaramaso ny ankizy nefa tsy afa-manao na inona na inona ho azy ireo."

Libanona : Fihetsehana noho ny fisamborana ireo mpisera Aterineto miisa telo tamin'ny hafatra nalefany tao amin’ny Facebook

Nitaky ny fisamborana an'i Naim George Hanna, 27 taona, Antoine Youssef Ramya, 29 taona ary i Shebel Rajeh Qassab, 27 taona ny governemanta Libaney noho ny famoahana tao amin'ny Facebook ny hafatra manevateva ny Filoha Michel Suleiman.

Ny fiavotan-tenan'ireo Kristiana vitsy an'isa lasibatry ny fanafihana ao Yemen

Yemenita niova fo ho Kristiana i "Galileo" telo taona lasa izay. Nosamborina sy nampijaliana izy ary miaina anatin'ny tahotra amin'ny famonoana ny ainy izy ankehitriny .

Ejipta: Libaney iray any Ejipta – Avy amin'ny Fibodoana mankany amin'ny Fanafahana

Indray andro, nahatsiaro ho afa-baraka izy, ary ny andro taorian'izay, nahatsiaro ho afaka. Izany no tantaran'i Layal El Katib, bilaogera Libaney iray nipetraka tany Ejipta nandritra ny fotoana naharitra, nentin'i Tarek Amr ho antsika.

Bangladesh: Momba ny Zon'Olombelona sy ny Vahoaka Ivelan'ny Sisintany

Fehin'ny bilaogy tao Bangladesh tamin'ny Febroary 2008.

Bahrain: Valinteny Manoloana ny Fahalasanan'ny Mpitarika ny Hezbollah

Maro mpanohana ny Hezbollah ao Bahrain, ary nisy valiny avy hatrany ireo vaovao nilaza ny fahafatesan'i Imad Mughniyeh, mpitarika ambony ao amin'ny Hezbollah.

Mpanao gazety libaney miatrika fitsarana noho ny fitantarana fihoaram-pahefana lazaina fa natao tamin'ny mpiasa mpifindramonina

Notakian'ny sampandraharaha ihany koa ny hanasoniavany fampanantenana tsy hiresaka intsony momba ilay raharaha, saingy nolaviny izany.

MENA: Tsy Hijab izany!

Amin'ity Ramadan ity, dia natomboka ny fanentanana marobe mandrisika ny vehivavy hitafy, na hanitsy ny fomba fitafitian'izy ireo hijab. Niteraka resadresaka teo amin'ny bilaogera ny fanentanana roa tahaka izany tao Iran sy Palestina.