Tantara mikasika ny Israely tamin'ny Janoary, 2009
Gaza: mandray anjara ihany koa ny mpitoraka blaogy frantsay
Omaly (28 des 2008) ny mpitoraka blaogy frantsay Jeremie Berrebi no namoaka blaogy lava dia lava manao hoe “Gaza/Israely: “Nahoana izy ity no no manomboka indray” miresaka ny fanafihana any...
Mitohy ny adin'ny Facebook amin'ny mpisovoka
Efa niresaka ny adihevitra amin'ny sivana misy eo amin'ny Facebook sy ny YouTube ny Global Voices, indrindra moa rehefa miresaka momba ny fanafihan'Isiraely an'i Gaza ankehitriny. Androany anefa dia tsikaritry...
Mpitoraka blaogy Maraokana, Toniziana, be no mampita ny zera baomba ao: ‘Ny tsy manantsiny no mandoa ny sarany [mitondra faisana]’
Manohy hatrany ny fampitam-baovao momba ny zera baomba ataon'i Israely ao Gaza, ireo dikanteny avy amin'ny hafatra nosoratan'ireo mpitoraka blaogy ao Maraoka sy Tonizia dia samy mitantara momba ny herisetra...
Gaza sy Sderot: Mila fiaingana vaovao isika rehefa vita ny ady
Kilometatra vitsy monja ny mampisaraka ny tanànan'i Gaza sy ny tanàna Isiraeliana ao Sderot. Herintaona izay, na dia sahirana tanteraka aza ny mponin'i Gaza noho ny fahirano Isiraeliana, ary voatifitry...
Palestina:Ny filàzan'ireo mpitoraka blaogy ny tahotra
Tsy arak'izay noeritreretina, fa dia blaogu mivoaka foana avy ao Gaza mivoatra manaraka ny zava-misy, ary ireo mpitoraka blaogy dia mampita hatrany ny famaritan'izy ireo ny tahotra iainany noho ny...