Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Jolay, 2017

Tantara mikasika ny Iràna tamin'ny Jolay, 2017

Iran: Famahanana Bilaogy Avy Amin'ny Sekoly Kely Indrindra Erantany

Milaza ity tantara iray hafa ity fa afaka manova fiainana amin'ny fomba miabo ny famahanana bilaogy ary misarika ny saina ho any amin'ny faritra tsy hita maso eto amin'ity izao tontolo izao ity ihany koa.

Mamoaka ny Sarin'ireo Mpanao Fihetsiketsehana Hosamborina Ny Manampahefana Iraniana

Kendrena ao amin'ny tranonkalan'ny Mpiambina ny Revolisionera Islamika ankehitriny ireo Iraniaina mpanao fihetsiketsehana niparitaka be tamin'ny sary antserasera nandray anjara tamin'ny fihetsiketsehana taorian'ny fifidianana tao Iran.

Iran: Mahatsiaro An'i Omid Reza Mir Sayafi sy ny 18 Martsa

Volana vitsivitsy taorian'ny nahafatesan'ilay bilaogera sady mpanao gazety Omid Reza Mir Sayafi, izay maty tao amin'ny fonja Iraniana taorian'izy voalaza fa nanala baraka mpitondra fivavahana, napetraka ny tranonkala fahatsiarovana sy fikatrohana March18.org ho fahatsiarovana azy sy hihazonana ity tantara ity tsy hiverina intsony.