· Mey, 2017

Tantara mikasika ny Ejipta tamin'ny Mey, 2017

Ejypta: “Tsy Matahotra Intsony Izahay”

  24 Mey 2017

Misasakalina izao ao Kairo, Ejipta, izay mitohy ao anatin'ny andro faha-enina ny fihetsiketsehana manohitra an'i Mubarak. Satria mihamafy ny hetsi-panoherana, mihamafy tahaka izany ihany koa ny sitrapon 'ny olona hanongana an'i Hosni Mubarak, izay teo amin'ny fitondrana nandritra ny 30 taona.

Ejipta: 30 Andro Anoratana Bilaogy

  23 Mey 2017

Nandray anjara taminà hetsika iray nantsoina hoe "30 Andro Anoratana Bilaogy" ry zareo Ejiptiana, izay tsy maintsy anoratany lahatsoratra vaovao iray isanandro mandritry ny volana iray manontolo.

Ejipta: Gaza No Lohateny Vaventy

  23 Mey 2017

Entin'i Eman Abd Al Rahman ho antsika ireo lohateny vaventy avy amin'ny tontolon'ny bilaogy Ejiptiana milaza ny fahorian'ireo Palestiniana tao Gaza tamin'ny Janoary 2008. Andro efatra nanaovana fahirano nampilentika an'i Gaza ho anaty haizina, niteraka antso iraisampirenena sy hatezerana teny amin'ny arabe Arabo ho fampitsaharana ny fandripahana.