Tantara mikasika ny Afrika Avaratra sy Afovoany Atsinanana tamin'ny Jona, 2024
Tiorkia, manatevina ny laharan'ireo firenena mihevitra hametraka lalàna momba ny olon'ny avy any ivelany (mpitsikilo)
Mihevitra hampandany lalàna momba ireo mpitsikilon'ny avy any ivelany i Tiorkia, izay naroso tao anatin'ny fehezam-pitsaràna faha-9
Manomboka ny vanim-potoanan'ny doro ala ao Tiorkia
Asongadin'ireo tatitra momba ny firehetana fa tsy resaka afo mololo no niteraka ny afo, izay vetivety dia nihanaka noho ny maripàna ambony be sy ny rivotra nifofofofo
Malaza amin'ny mozika Amerikana ny hira fanevan'i Macklemore ‘Hind's Hall’ any Gaza
Maty novonoin'ny tafika Israeliana tamin'ny volana Janoary i Hind Rajab, nomen'ireo mpianatra mpikatroka ao Columbia voninahitra tamin'ny nanovana ny anaran'ny efitra oniversitera lehibe voabodo ho amin'ny anarany.
Global Voices mitady toniandahatsoratra ho an'ny faritra Afovoany Atsinanana sy Afrika Avaratra
Mpanoratra manana fahatakarana lalina sy liana amin'ny lafin-javatra rehetra ao Afovoany Atsinanana sy Afrika Avaratra ve ianao? Raha izany mety ho azo heverinao ny mangataka ny toeran'ny toniam-paritra MENA (4A)
Liona sa moka : ny toeran'ny adihevitra momba ny FaVO (IA) ao Torkia
Raha mielipatrana sy azo takarina ny adihevitra momba ny FaVO (IA) manerantany, dia tsy izany no mitranga ao Torkia. Mbola tsy izany aloha izao.