Tapitra hatreo ny fisarahambazana hoy ireo vehivavy ao Venezoelà"Miparitaka be ny fandàvana tsapanay tamin'ity indray mitoraka ity"Mpanoratra Iulia Hau Nandika (en) i Melissa Vida, avylavitra25 Aogositra 2024
Venezoelàna nifindra any Colombia: ‘Manofinofy hody aho hanangana indray ny firenenay’Matoky i José Montilla fa amin'ity taona ity i Venezoelà ‘ho afaka amin'ny jadona’Mpanoratra Alana Soa Nandika (en) i Alana Soa, Andriamifidisoa Zo22 Aogositra 2024
Hetsika iray manan-tantara, Venezoeliàna niaraka niasa hampibaribary ny hosoka nataon'i Maduro tamin'ny fifidiananaMandefa saripikan'ireo firaketana an-tsoratra voka-pifidianana ny olompirenenaMpanoratra Gabriela Mesones Rojo, Estefanía Salazar Nandika Sylvia Aimée15 Aogositra 2024
Venezoelà, mihevaheva mifandanja amin'ny voka-pifidianana eny ambony mizàna ny habaka sivily ao an-toeranaMialoha ny fifidianana goavana, tena nanakenda mafy ny fahazoana vaovao ireo manampahefana sy mpanome tolotra aterinetoMpanoratra IFEX, Laura Vidal Nandika Miora12 Aogositra 2024
Venezoelàn'i Maduro, zaza maditran'ny ankavia ao Amerika LatinaMihamafy ny fitokana-monin'i Maduro ao Amerika LatinaMpanoratra Roberto Díaz Nandika (en) i Roberto Díaz, Andriamifidisoa Zo09 Aogositra 2024
Venezoela: Ny zavatra rehetra tokony ho fantatrao momba ny taratasy fitanana an-tsoratra sarobidy'Ny taratasy fitanana an-tsoratra no fitaovam-piadianay', hoy ny Venezoelàna mihiakiakaMpanoratra Estefanía Salazar Nandika (en) i Ameya Nagarajan, Raveloaritiana Mamisoa08 Aogositra 2024