Tantara mikasika ny Paragoay

Fiarahaban'ny vehivavy!

Azo antoka fa tsy mila miteny Espaniôla ianao vao hahatsapa ny volo mitsangana ao amin'ny tendanao rehefa mijery ity lahatsary mampihetsi-po ity, izay novokarin'ilay bilaogera Arzantiniana Malearg, ary mitantara ny fandrosoana sy ny zava-bita nataon'ireo vehivavy manerana izao tontolo izao.

30 Novambra 2018

Paragoay: Joseph Stiglitz Ilay Nahazo Loka Nobel Momba Ny Toekarena, Te-hanoro Hevitra Ny Filoham-Pirenena Vaovao

Ny Loka Nobel Momba ny Toekarena  Joseph Stiglitz dia ho any Paragoay mba handray anjara amin'ireo lanonana fanokanana ny Filoham-pirenena Fernando Lugo. Anisan'ny hanararaotany hanomezana hevitra ny Filoham-pirenena vaovao ihany koa io fotoana io, ary nomarihiny fa tsy handoavam-bola aminy velively izany fanolorana hevitra ataony izany.

04 Jona 2018