Tantara mikasika ny Amerika Latina tamin'ny Avrily, 2017
Orinasa Kanadiana No Hanorina Ny Toeram-pitrandrahana Volamena Ankalamanjana Lehibe Indrindra ao afovoan'ny Amazonia Ao Brezila
Hitrandraka volamena milanja 600 taonina mandritra ny 12 taona ny Tetikasa Volta Grande Gold. Kanefa manohitra ny drafitra ny vondrona mpikatroka sy tompontany.
Ny Firaisankina (Peroviana) no Hery Manoloana ny Tondradranon'ny Volana Martsa
Nanomboka tamin'ny fiandohan'ny volana Martsa, tanàna maromaro tao Però no nitolona tamin'ny orambe, tondra-drano, fihotsahan'ny tany, fahatapahan-dalana toa tsy misy fiafarana, ary fikatonan'ny sekoly avy eo, andro vitsy monja taorian'ny fisokafan'ny taom-pianarana 2017.
Breziliana Iray Mpampiasa Facebook Voampanga Noho Ny Famoahana Vazivazy Mombanà Mpanao Pôlitika
Tsy ny fanalam-baraka nataony no nanenjehana ilay mpandrindra, fa noho ny fandikàny ny lalànan’ny tsy fanononana anarana any Brezila.
Ny Fankalazàna Eran-tany Ny Andro Iraisampirenena ho an'ny Fanamarinam-baovao: #FactCheckIt!
Nanambara ny 2 Aprily ho andro natokana ho an'ny fanamarinam-baovao sy ny marina ireo mpanamarim-baovao eran-tany. Miaraka amin-dry zareo ve ianao?