· Janoary, 2008

Tantara mikasika ny Amerika Latina tamin'ny Janoary, 2008

Filazam-panairana Tazovony ao Brezila

  14 Janoary 2008

“Nanantitra ny filazalazana amin’ireo mpizahatany manam-pikasana ny hitsidika ny faritra sasantsasany ny fitondrana Breziliana fa misy aretina tazovony raikitapisaka any ”. Azonao jerena ao amin’ny Brazil Travel Blog ny toerana ilana fanaovam-bakisiny mialoha, ny tsara ho fantatra momba ny tazovony ao Brezila ary ny fampahafantarana ankapobeny amin’ny fitsidihana amin’io toerana...

Brezila: Ny politika amerikana

  11 Janoary 2008

Se você morasse nos EUA, qual seria sua posição sobre a guerra do Iraque, o casamento gay, a assistência médica, a política fiscal? “Raha mipetraka any Etazonia ianao, ahoana ny hevitrao momba ireto lohahevitra manaraka ireto: Ny ady any Iraka, Ny fanambadian’ny mitovy fananahana, ny fikarakarana ny fahasalamana, ny politikan-ketra...

Brezila : Ny fitatitry ny fampahalalam-baovao ny vehivavy « mainty hoditra »

  10 Janoary 2008

Denise Arcoverde ao amin'ny blaogy sindromedeestocolmo dia miresaka momba ny fomba fitatitra ny vehivavy « mainty hoditra» arak'ireo lahatsary mandeha amin'ny fahita-lavitra fijerim-bahoaka [ohatra “Marimar”], izay azo itarafana ny toe-tsain'ny ankamaroan'ny mponina any Brezila, araka ny fiheviny : Se quase toda mulher de meia idade, no Brasil, já é descartada...

Brezila : fiarovana ny fahafaham-pitenenana

  07 Janoary 2008

Jorge Serrão no nahavita soratra lavalava ny andro alahady hiresaka momba ny fahalalaham-pitenenana : A sociedade brasileira não pode aceitar que a imprensa e os cidadãos sejam calados, censurados ou corrompidos. Alguns sujeitos politicamente hediondos, que não têm o menor respeito pelos princípios democráticos, mais uma vez, se movimentam no...

Fanadihadiana momba ny bolongana sy ny fanaovan-gazety

  07 Janoary 2008

Fabio Malini [pt] no mandrisika antsika hanaraka ny fanadihadian'i Alvaro Liuzzi [es] izay “niezaka hiresaka fanadihadiana tamina mpanabolongana maromaro Argentina, Espaniola, Shiliana sns – milazalaza ny omomba ny famahanam-bolongana sy ny fanaovan-gazety, navoaka an-dahatsary ao amin'ny vohikala Vimeo. 12 ny isany ary notontosaina tamina Canon Powershot A 550″. Paula Góes

Brezila: Ady amin'ny SIDA miteraka adihevitra

  03 Janoary 2008

Alda Inacio [pt] eo amin'ny fanoherana sarin'afisy iray mikasika ny ady amin'ny SIDA Eoropeana mampiseho lehilahy roa manao firaisana ara-nofo, mivandravandra ny hevitra tiana ambara amin'ny sary. “ Mino aho fa tsy an'ny sarangan'olona rehetra ity aretina ity ary tokony hofoanan'izay nanao io afisy io ny fomba fisainana hafahafa navoakany”. Paula...

Enimbolana voalohan’ny Rising Voices

  02 Janoary 2008

Tahaka antsika efa vonona ny hiditra ao amin’ny taona 2008, dia hankalaza ny fahaenimbolana voalohany nisiany ny Rising Voices. Isaorana indrindra ny fahalalaha-tanan’ny Fanorenana John S. sy James L. Knight nahafahan’ny Rising Voices nanolotra fanampiana madinika ireo tetikasa fampiroboroboana ny fantsom-panomezam-baovaon’olom-pirenena dimy miorina any Bangladesh, India, Sierra Leone, Bolivia, ary...