Tantara mikasika ny Amerika Latina tamin'ny Janoary, 2019
Escola sem partido : volavolan-dalàna hanao “hazalambo” ireo mpampianatra ao Brezila
Mihevitra ny mpanohana azy fa tsy tokony hiteny ankoatra ny lohahevitra efa neken'ny fianakaviana mialoha ny mpampianatra. Raha ampiharina izany dia lasa mandrara ny lesona fanabeazana ara-pananahana na ny fanehoan-kevitra momba ny fanandevozana.
Songadina ao Goatemalà – sept 2005
Satria miomana amin'ny lalao androany alina ao Guatemala City ny ekipa mpilalao baolina kitra Amerikana sy Goatemalteka, dia toa manomboka mipaka bebe kokoa any amin'ireo mpamaky miteny Anglisy ny vondrona bilaogy Goatemalteka.
Ny herinandro tao amin'ny bilaogy Boliviana – feb 2006
Nanontany ny mpaneho hevitra iray ao amin'ny dikan-teny Espaniola vao haingana indrindra amin'ny famintinan'ny Global Voices ny bilaogy Boliviana hoe, “Tsy misy lohahevitra hafa ve? Na mitantara ny sehatra ara-tsosialy sy ara-toekarena fotsiny ve ny bilaogy Boliviana?”