· Novambra, 2018

Tantara mikasika ny Amerika Latina tamin'ny Novambra, 2018

Fanavaozana mikasika ilay Rivodoza Stan avy amin'i Oscar Mota

  15 Novambra 2018

Vao nifandray mivantana tamin'i Oscar Mota mihitsy aho izao, izay nandrakotra ny faharavàna nateraky ny rivodoza Stan tao Goatemala, tao DesdeGuate.com avy tao an-tranony tao Guatemala City. Sombiny voadika tamin'ny resaka nifanaovanay avokoa ity lahatsoratra ity.

Ireo Blaoginà Literatiora Tsara Indrindra Tamin'ny 2005

  12 Novambra 2018

Ireo bilaoginà Literatiora tsara indrindra tamin'ny taona 2005 voasoratra tamin'ny teny espaniola dia ireo mpikambana amin'ny Blogueratura, ny manan-danja indrindra amin'ireo blaogy literatiora amin'ny teny espanola, no nifidy azy. Amboaran-tahiry ahitàna blaogy miisa 769 an'ireo firenena isankarazany ao Amerika latina, ary koa Espana.

Venezoela: Ilay Toerana Taloha Nisian'ny Anarana Voafaritra Mazava

  12 Novambra 2018

Blaogera Venezoeliana nahavita ny fianarany ambaratonga ambony tany Etazonia i Iria Puyosa. Mamaritra ny fiverenany tany Carakas tamin'ny herinandro farany teo ity lahatsoratra ity [...] ''ireo olona ireo'', ''ry zareo'' . Nahoana no izany no ampiasaina amin'ny zavatra izay nisy anarana marimpototra taloha?

Fanontaniana 9 ho an'i Eduardo Arcos

  12 Novambra 2018

Nametrahanay fanontaniana 9 i Eduardo Arcos avy ao Mexico City, iray amin'ireo Amerikana Latina izay namadika ny blaogy ho asa fivelomany. Ankoatra ny blaoginy ALT1040, mpamokatra sy fanta-bahoaka, mpamorona ny Hipertextual, 10blogs sy izay zavatra hita toy ny tetikasa goavana be ho avy ihany koa i Arcos.