· Septambra, 2018

Tantara mikasika ny Amerika Latina tamin'ny Septambra, 2018

Kolombia: Fankalazana ny Jiro sy ny Labozia

  18 Septambra 2018

Día de las Velitas (Andron'ny labozia), fantatra koa hoe Día de los Alumbrados (Andron'ny fahazavana), dia fankalazana nentim-paharazana ao Kolombia ho fanomezam-boninahitra an'i Maria Virijiny sy ny Immaculée Conception.

Lahatsary: Andron'ny Zon'Olombelona sy ny Tsy Fanavakahana

  17 Septambra 2018

Andron'ny Zon'Olombelona ny 10 Desambra , ​​ny tsy fanavakavahana no lohahevitra amin'ity taona ity, ankehitriny dia mitondra fifantenana vitsivitsy ho anareo amin'ireo horonantsary sasany nataon'ny olona sy nampidirina antserasera mba hanohanana ity zon'olombelona ity izahay.

Meksika: Ny hamehana tao Tabasco 

  14 Septambra 2018

Namely mafy ny fanjakan'i Tabasco ny oram-batravatra izay niteraka tondra-drano . Tahaka izany no nitranga tamin'ireo loza voajanahary vao haingana izay nanohanan'ireo bilaogera miaraka tao Meksika ireo niharam-boina sy nampielezan'izy ireo ny vaovao momba ny fomba sy ny toerana hanaovana fanampiana.