Tantara mikasika ny Amerika Latina tamin'ny Jona, 2016
Varotra Zava-mahadomelina, Politika Sy Asa Fanaovana Gazety: Iza No Manompo An'iza Ao Anatin'ny Fampielezankevitra Peroviana?
Andro maro nialoha ny fifidianana ho filoha tao Però, nisy ny ampamoaka nilaza fa noho ny resaka fanadiovana vola maloto dia anaovan'ny DEA fanadihadiana ny sekretera jeneralin'ny antoko Fuerza Popular, ilay antoko politika niavian'ilay mpirotsaka Keiko Fujimori.
Ndeha Hitaingina Làkana Hitety Ny Amazòna Miaraka Amin'ireo Tanora Sarayaku Mpilalao Baolina Kitra

Isankerinandro, tsy maintsy mitety ny Renirano Bobonanza mandritry ny ora enina ireo tanora Sarayaku ao amin'ny faritra Amazona Ekoatoriana mba hanao lalao baolina kitra. i Eriberto Gualinga, Sarayaku mpamokatra sarimihetsika no mitondra anao ho amin'izany dia izany.
Voalaza Fa Nisy Olona Nitam-piadiana Nanafika Ny Mpitarika Ny Mpanohitra Kolombiana, Izay Mampalemy Ny Dinika Ho Amin'ny Fandriampahalemana
Tsy dia mazava loatra ny antony, kanefa nisy nanafika ny iray amin'ireo mpitarika antoko ao Kolombia tamin'ny volana lasa teo. Tsy maty fo aman'aina izy, nefa tsy azo lazaina amin'ny dinika ho an'ny fandriampahalemana ao amin'ny firenena izany.
Fiainan'i Tião, Mpivarotra Hot-Dog Eny An-Dalamben'i São Paulo
Raha hisakafo ao Sao Paulo, mandehana mijery ny "cachorro-quente" an'ireo "restolanches (trano fisakafoanana lanches" eny an-dalambe.
Fitoerana Masina las Lajas, Ilay “Fiangonana Tsara Tarehy Indrindra Eto Ambonin'ny Tany” : Ireo Tantara Mahasondriana
Mahazo fitsidihan'olona sy andrenesana tantara mahavariana ao Kolombia ny bazilikan'ny "Notre Dame" de las Lajas ankoatra ny hakanton'ny tempoly.
Ny Herinandro Tato Amin'ny Global Voices Podcast: Maherifo Tsy Fantatra
Tamin'ity Herinandro ity isika nitodi-doha tany Bosnia sy Herzegovina, Japan, Myanmar, Brezila ary Syria.
Fanavahan-tSarangan'ny Sarimihetsika Meksikana: Fialamboly Sa Resa-Barotra Goavana?
Manisy hanitra hatrany ny tsikera ny fanarabiana ny fitondrantena mahasosotra izay tokony ho ezahanay horesena. Ampiasaina ho toy ny famandriham-barotra izay mitondra ny olona ho any amin'ny sarimihetsika sy mahatonga azy ireo hihomehy mandritra ny fotoana kely ny resaka fanavahan-tsaranga ao Meksika.
Manambatra Ny Fikarakaràna Zaridaina Sy Fihiràna Hip Hop Ny Tanànan'i Kolombià Mba Hamelomana Indray Ny Vondrom-piarahamonina
Ao amin'ny iray amin'ireo faritra mahantra indrindra any Kolombià, mihira ny olona ary miaraka mamboly fahatsiarovana sy miezaka amin'ny fahavitantenan'ny vondrom-piarahamoniny.