Tantara mikasika ny Amerika Latina tamin'ny Janoary, 2014
Media Factory: Fandòdona (accélérateur) Ho An'ny Vaovao Ao Amerika Latina
Orinasa dizitaly fandòdona (accélérateur) iray vaovao ny Media Factory, mifantoka fotsiny amin'ny famoronana media ao Amerika Latina
Breziliana Dimy, Mitia Ny Zavatra Ataony Ary Manao Ny Zavatra Tiany
Nifampitafatafa tamin'ny vehivavy dimy izay nanangan-javatra vaovao nanova ny fiainany ny gazety mivoaka indroa isam-bolana #AmoMeuFazer (#AMF).
Tsy Ny Afo ihany No Ady Atrehan'ireo Peroviana Mpamono Afo An-tsitrapo
Na ao aza ny olana ara-toekarena sy ny sakantsakana ara-pitantanana, miezaka manatanteraka ny asany tsy ijereny afa-tsy ny tombontsoan'ny fiarahamonina ireo Peroviana mpamono afo an-tsitrapo.
Naoty Mena: Fomba Fiarovantenan'ny Mpanao Gazety Ao Honduras Rehefa Mitati-Baovao Manaitaitra
Lasa toerana idealy amin'ny fanaovana trafikan-drongony iraisampirenena i Honduras. Mihamampididoza ny milaza vaovaom-pamonoana olona ao anatin'izany tontolo izany.
Mpanao Gazety Vehivavy 4 Ao Meksika Mijoro Amin'ny Asany
Hampahafantarina anao ny asan'ireo mpanao gazety vehivavy efatra miasa ao Meksika
ONG Pachamama : Nakaton'ny Governemanta Ekoatoriana
Nakaton'ny governemanta Ekoatoriana ny ONG Fundación Pachamama, izay natao hiaro ny ala Amazoniana any Ekoatera, satria nolazainy fa " manakorontana ny filaminam-bahoaka ".
Tranonà Mpisolovava Mpanohitra Nanaovan'ny Manampahefana Tao Ekoatora Bemidina
Nanao bemidina tany an-tranon'ilay mpisolovava Fernando Villavicencio ireo olona sangany avy amin'ny polisin'i Ekoatora taorian'ny didy navoakan'ny Lehiben'ny Fampanoavana hanagiazana ny solosaina sy ny findainy