Tantara mikasika ny Amerika Latina tamin'ny Febroary, 2012
Porto Rico: Fiainana Sary Iray Isan'andro
Jose Marti manome antsika ny topi-mason'ny fiainana any San Juan amin'ny alalan'ny tetikasan-tsary "Sarin'ny Anio."
Kiobà: Nampisahotaka An-tserasera Ireo Tranobe Nianjera Tao Afovoan-tanàna Havana
Tao anatin'ny telo herinandro lasa izay, tranobe anankiroa no nirodana tao afovoan-tanànan'i La Havana. Miorina ao Calzada de Infanta, misy arabe maresaka miainga hatreny Vedado ao an-tànana taloha ao La...
Arzantina: Namoy ny Ainy Ilay Mpanakanto Luis Alberto Spinetta
Luis Alberto Spinetta, “El Flaco“, iray amin'ireo mpiangaly rock malaza ao Arzantina, namoy ny ainy tamin'ny 8 Febroary 2012, noho ny tsy fahasalamany; tratran'ny homamiadan'ny havokavoka i Spinetta, natao fizahana...
Pero: Fiomanana Tamin'ny Diabe Goavana Ho An'ny Rano
Tafiditra ao anatin'ireo hetsika hanoherana tetikasam-pitrandrahana Conga ao Cajamarca, niainga tao Cajamarca ny 1 Febroary ny "Diabe goavana iray ho an'ny Rano". Teny anivon'ny media sosialy dia nizara ny zotra hodiavina, lahatsary, saripika, saribe sy ny fanehoan-keviny ireo mpiondana aterineto.
Venezoela: Niteraka Adihevitra Be ny Sarin'ireo Ankizy Milanja Fitaovam-piadiana
Nipoaka ny adihevitra tao amin'ny valantserasra Venezoeliana taorian'ny fivoahan'ilay sarina vondron'ankizy mpianatra miaraka amin'ny basy tao amin'ny fari-bohitra iray be olona indrindra ao Caracas, nivadika tanteraka ny Barrio 23 de Enero. Niparitaka haingana...
Brezila : Nampitokona Tsy Hihinan-kanina Mpikatroka Ny Lahatsary “Afenina” Momba Ny Any Pinheirinho
Zava-nitranga tany Brezila ary nalaza amin'ny hoe ‘Fandripahana tany Pinheirinho‘ ny fandroahana tamin-kerisetra ireo olona mahantra an'anarivony hiala ny trano fonenany miorina eo amin'ny tanin'ny fanjakana bankirompotr'i Naji Nahas tamin'ny...
Panama: Nosakanan'ireo Mponina Teratany ny Làla-migodana Pan-Amerikana Ho Fanoherana Ny Fitrandrahana
Todo lo acordado con los indígenas ha sido cumplido. Ahora elementos foráneos desean que no haya hidroeléctricas. Eso hará triplicar la luz Notontosaina tsara izay nifanarahana tamin'ireo mponina teratany. Ankehitriny tsy...
Lahatsary Misongadina: Mozika, Tetikasa Ho An'ireo Zanatany, Hatezerana Ary Zava-mahagaga
Lisitr'ireo tantara vao haingana sy mahaliana ka anisan'izany ireo lahatsary avy any Amerika Latina, Azia Antsinanana, Afrika Antsinanana Afovoany sy Avaratra ary Eoropa Antsinanana sy Afovoany, nofantenan'i Juliana Rincón Parra.