Tantara mikasika ny Amerika Latina tamin'ny Janoary, 2008
Brezila: Ny fiantraikan'ny asan'ny misionera amin'ny kolontsaina indizeny
George Felipe de Lima Dantas no nanoratra tao amin'ny Brazzil Magazine fa tokony horoahina ny misionera mpitondra fivavahana mba hitandroana ny kolontsaina indizeny any Brezila. Notsipahin'i Andrew Comings, misionera iray efa any...
Bolivia: Coca amidy ao amin'ny tsenan'ny Villa Fatima
Tany La Paz, Bolivia, no nahitan'i Ruxandra Guidi raha nitsidika ny tsenan'i Villa Fátima izy fa ao amidy malalaka ny coca. Tao amin'ny Untold Stories avy amin'ny Foibe Pulitzer momba ny...
Kiobà : Fampianarana mikasika ny fananahana
Zenia no manoratra ao amin'ny blaogy Regalado mikasika ny fampianarana mikasika ny fananahana any Kobà : En reiterados contextos hemos escuchado dos conceptos relacionados con la educación sexual en Cuba, que...
Meksika: hivory ny mpampiasa Twitter
Twittmx [es] no anarana iantsoana ny fivoriana voalohany hotanterahin'ny “Twitteros” na mpampiasa Twitter any Meksika. Ny faniriana moa dia ny hanatanterahana ny fivoriana ho isam-bolana.
Meksika: nakatona ny bar ela niasana indrindra
Nanakatom-baravarana vao tsy ela izay ny trano fisotroana “rano mafana” na zava-pisotro mahamamo ela niainana indrindra eto Meksika ary mety ho manerana an'i Amerika latinina aza hoy Philippe Seaz ao amin'ny...
Brezila: tetikasa vaovaon'ny olom-pirenena mampahalala vaovao any Chili
Hita tao amin'i Alberto Marques [pt] miresaka momba ny tetikasa an'olom-pirenena mampahalala vaovao natsangana any Chili, Ny firenena Amerikana Latina mazoto indrindra mandray an-tanana zavatra sahala amin'itony ka ity vao natsangana ity...
Brezila : Tompontany ringana nohon'ireo aretin'ny “fotsy hoditra”
Alda Inacio dia tena misafoaka raha nandre ny vaovao izay manambara fa tompontany “indizeny” maro any Brezila no ringana nohon'ny toy ny Hepatita B sy aretina hafa napariaky ny “fotsy...
Però : Taona iraisam-pirenena hoan'ny ovy
Vao tsy ela no nanapak'hevitra ny Firenena Mikambana fa ny taona 2008 dia ho taona iraisam-pirenena hoan'ny ovy. Alejandro monina any Però dia manolotra fanampim-panazavana ara-tantara ao amin'ny Peru Food momba ity...
Arzantìna : Hetsika fanoherana fahatapahan-jiro
Avy any Arzantìna, ny blaogy Good Airs dia mamakafaka ny fototenin'ny hoe “cacerolazo” izay hetsika fanaon'ireo Porteños maro ho fanoherana : I love the word “cacerolazo.” It describes a protest,...
Brezila : Ny fantsom-baovao no nampihemotra ny famotsoran’ny farc ny takalon’aina
Leonardo Sakamoto [pt] no nitsikera ny nataon’ny Fahitalavitra breziliana malaza indrindra ka nanemorana ny takalon’aina roa saika havotsotry ny mpiady anaty akata Kolombiana. “Voalohany dia ny nanakilasiany ny Farc ho...