· Desambra, 2007

Tantara mikasika ny Amerika Latina tamin'ny Desambra, 2007

Paraguay : Ny vidin'ny tambanjotra Aterineto

  12 Desambra 2007

Ny blaogy Internet en Paraguay dia manambara ny tsy hafaliana eo anoloan'ny fampitaham-bidy izay mampiseho fa  avo fito heny [7x] ny vidin'ny tambanjotra miridiridy 1Mbps Aterineto any Paraguay raha mihoatra amin'ny any...

Radiosikileta: sady radio no bisikileta

  05 Desambra 2007

Avy amin’i Juliana Rincon [es] no nahafantaranay ny fisiana bisikileta hafakely miasa ao Caquetá, ao Kolombia.ity : “It seats two and carries with it a complete radio broadcasting system, able...

Kiobà : Nifidy « Tsia » ny tany Venezoelà

  03 Desambra 2007

Ny mpiblaogy Child of the Revolution [Zanaky ny Revôlisiona] dia : « with great interest for the Castro regime's response » « tsindrian-daona eo am-piandrasana izay havalin'ny fitondran'i Fidel Castro...

Brezila : Blaogy Sosialy hoan'ny Krismasy 2007

  02 Desambra 2007

Ny mpiblaogy Yassuda monina any Brezila dia manainga ireo mpiblaogy Breziliana namany hafa mba hiara-mientana hanatanteraka hetsika manokana ‘blaogy sosialy’ [ho fankalazana ny Noely]. Ny hevitra dia ho anjaran'ireo mpiblaogy...