Tantara mikasika ny Nikaragoa tamin'ny Avrily, 2021
Amin'ny alalan'ny fahatsiarovana iraisana ihany no azo tontosaina ny fahasalamana ara-tsaina ao Amerika Latina
"Tsy mijanona amin'ny fotoana sy toerana iray tsy akory ny tsiaron'ny tsirairay sy ny tsiaro iraisana, fa mandeha hatrany hatrany ka azo faritana indray sy adika amin'ny fomba iray hafa."