· Oktobra, 2011

Tantara mikasika ny Nikaragoa tamin'ny Oktobra, 2011

Lahatsary: Anaty Rano i Amerika Afovoany

  20 Oktobra 2011

Nitondra oram-batravatra sy orana naharitra andro maro nanerana an'i Amerika Afovoany ilay andro ratsy 12-E, niteraka tondra-drano, fanakatonana ireo làlana sy lalambe migodana ary famindràna toerana olona. Amin'ny alalan'ity lahatsoratra ity no ahitantsika ireo fiantraikan'ny ranon'orambe nanerana ireo firenena maro ao Amerika Afovoany