Tantara mikasika ny Honduras

Honduras: Fampidirana ho an'ireo Blaogy au Honduras – Ampahany faha-3

  17 Oktobra 2018

Tanora maro ao Honduras maro no mitoraka blaogy ankehitriny, ary mitobaka be ireo blaogy manokana amin'ny teny Espaniola. Fanambin'ireo ny fizarazarany ho anaty sokajy. Maro ireo fampidirana no miresaka mikasika ny zavatra rehetra na zavatra iray manokana, ny tapa-tsarimihetsika farany indrindra natao ho dokambarotran'ilay sarimihetsika, tantaram-pianakaviana, ary dokambarotra mafanafana mihitsy aza. Ity misy santionany amin'ireo blaogy be dia be nokarohako. Ao amin'ny fizarana faha-3 amin'ity fampidirana ny tontolon'ny blaogy ao Honduras ity, ifantohana ny mikasika ny lohahevitra manokana sy andavanandro.

Honduras: ny fanohanana ny fizahantany anatiny

  06 Jona 2018

Mino tanteraka ny fomba hanampian'ny fizahantany anatiny ny fireneny ilay bilaogera Honduras Guillermo Anderson. Mana-namana izay nanao fikirizana lehibe izy mba hananganana ny orinasany madinika ary manantena fa afaka manohana ity orinasa ity ny mponina Honduras.