· Oktobra, 2018

Tantara mikasika ny Repoblika Dominikana tamin'ny Oktobra, 2018

Sary avy any amin'ny Repoblika Dominikana: Mijery ny hoavy

  04 Oktobra 2018

(Marihina fa tamin'ny 3 Septambra 2005 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Fachtopia, izay miara-miasa amin'ny Linux any Santo Domingo, Repoblika Dominikana dia nandefa ity sary ity niaraka tamin'ny lohateny hoe “Mijery ny hoavy ” ao anatin'ilay kitapo, “Lalan'ny Ankizy.”