· Aogositra, 2017

Tantara mikasika ny Repoblika Dominikana tamin'ny Aogositra, 2017

Repoblika Dominikana: ny “Dominicana Moda” Araka ny Fijerin'ireo Bilaogy

  10 Aogositra 2017

Nanomboka ny Dominicana Moda na ny DM08 (Fetiben'ny Lamaody Dominikana) ary toa hita fa maro no nanaraka ny hetsika tamin'ny alalan'ny fampitam-baovao samihafa. Nanao fikarohana vitsivitsy izahay ary manolotra ho anareo bilaogy miisa telo izay nanokana lahatsoratra, sary maro ary mitantara ny zava-drehetra tokony ho fantatra momba ny [Dominicana Moda].