Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Mey, 2015

Tantara mikasika ny Repoblika Dominikana tamin'ny Mey, 2015

Ireo Tsy Manam-Pirenena Niaviana Ao Amin'ny Repoblika Dominikana : Ny Tantaran'i Juliana Deguis

Tamin'ny Septambra 2013, namoaka didy izay mamerina ireo 200.000 Dominikana manam-piaviana Haitiana ho tsy manana zom-pirenena ny Fitsarana Avon'ny Repoblika Dominikana.