Tantara mikasika ny Repoblika Dominikana tamin'ny Oktobra, 2012
Repoblika Dominikana : Volavolan-dalàna Fanenjanana Kokoa Ny Fanasaziana Ny Tsy Ampy Taona
Nolanian'ny Antenimieram-pirenena ny Lalàna mikendry ny hampiakatra ny fanasaziana faratampony ho an'ny nahafaty olona mialoha ny fahafenoan'ny taonany izay mampiady hevitra fatratra. Saingy tsy maneho fanohanana ilay lalàna tahaka izany ny fiarahamonim-pirenena isan-karazany