· Oktobra, 2009

Tantara mikasika ny Repoblika Dominikana tamin'ny Oktobra, 2009

Repoblika Dominikana: Hetsika fampahalalana ny homamiadana

  28 Oktobra 2009

Volan'ny fisorohana ny homamiadan'ny nono any amin'ny firenena maro ny volana oktobra, fotoana ankalazain'ny vohikala manandaza, fandaharana manokana amin'ny fahitalavitra, famakian-teny, valandresaka ara-medikaly ary ny fizarana boky kely sy trakitra misy izay tsara ho fantatra. Ireny rehetra ireny dia manindry manokana ny amin'ny fizahana ataon'ny tsirairay sy ny mampiahiahy tokony...