Tantara mikasika ny Shily

Shily: “Ao amin'ny Dicom aho” Lahatsary vaovao momba ny zon'ny mpamorona sy ny fahalalahana maneho hevitra

GV Mpisolovava

Ato amin'ity lahatsary vaovao avy ao amin'ny fanentanana #NoTemasaInternet  ("Aza matahotra Aterineto") ity, milaza amintsika ny antony tsy atahoran'izy ireo ny aterineto ireo namolavola ny sarimihetsika "Ao amin'ny Dicom aho", tamin'ny famariparitana ireo raharaha ara-pitsarana sy ny fomba hatokisan'izy ireo ny zon'izy ireo haneho ny fahalalaham-pitenenana.

12 Avrily 2019

Holandy: Tafaray ireo vehivavy am-pielezana Amerikana Latina

Nikarakara fihaonambe ho an'ireo vehivavy mpifindra monina Amerikana Latina sy Karaiba any Amsterdam ny fikambanana Eoropeanina DiasporaSolidaria.org, izay nifanakalozany hevitra toy ny zon'izy ireo, ny toetra miovaova amin'ny fianakaviana sy ny fandaniana. LA Ruta mitondra antsika lahatsary fohy mandrakitra ny sasantsasany amin'ny zavatra niainan'izy ireo.

30 Novambra 2018