Tantara mikasika ny Amerika Latina tamin'ny Mey, 2024
Topimaso ao El Salvador ‘firenena anaty toe-draharaha maningana’
Nanomboka ny taona 2022, nametraka ny firenena anaty an-kamehana i El Salvador ary mitohy hatramin'izao. Nisy fiantraikany lalina tamin'ny zo sy ny fahalalahan'ny mponina io fepetra io.
Jamaika, namiratra nandritra ny Loka Asa Fanaovana Gazety ho an'ny Rariny ara-Toetrandro tao Karaiba ny Repoblika Dôminikàna sy Goiàna
"Fo mampitempo izany rehetra izany, ny olona. Mifamatotra amin'ny zo maha-olona ny rariny ara-toetrandro"