Tantara mikasika ny Serbia tamin'ny Jolay, 2021
Nitondra sento, fitsipahana didim-pitsarana farany mihatra tamin'ilay jiolahin'ady Ratko Mladic fa tsy nampikatona ny raharaha
Nirohotra niampanga ny fanapahan-kevitra ho porofon'ny tsi-fitiavana Serba ireo gazety mpanaitaitra Serba ary nanandratra an'i Mladic ho maherifo.