Tantara mikasika ny Serbia tamin'ny Febroary, 2019
Nipariaka nanerana ny firenena iray manontolo ny fihetsiketsehana tao Belgrade manohitra ny Filoha Serba Aleksander Vučić
Toy ny tamin'ny taompolo 1990 dia nivondrona ireo mpanohitra avy amin'ny elatra havia sy havanana ao amin'ny governemanta ankehitriny noho ny tahotra hiombonana amin’ny fironan’ny fitondrana mankany amin’ny jadona sy ny fasisma.